|
|
|
|

Teny iditra1 zanak' anabavy
Singan-teny  2zanaka, 3anaka, 4vavy
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  6neveu, nièce. [1.54]
Ohatra  7 Ary nanana zanakanabavy hono Rasoabemanana, Rasoamananivo no anaran' ilay zanakanabavin-dRasoabemanana [1.406#]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11